| Entrée | 1 vazivazy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   joking, horseplay [1.7] | 
| Explications en français | 5   jeu, plaisanterie; moquerie [1.8] | 
| Exemples | 6   vazivazy ny ahy, fa haninona hianareo no tsy handry andro aman alina!
[2.324] 7 Tsy vazivazy fa tena fikasana masaka tao an-tsaiko izany. [2.471] | 
| Dérivés | 
 | 
| Analogues | 25 kivazivazy, somonga, vosobosotra, sangisangy, kihanihany, kilalao, tsihanihany, safary, ala hamohamo, hatsikana, haikaika, sangisangy zary tenany, sangy mihoatra ny loha, fanory, kivalavala, hatsikana, katsikana, akisakisabe, hotsohotso, mpananihany, mpiaingiaingy, ariralahy, ariravavy, kapotsaka, mpiangano | 
| Anagrammes | 26 vazivazy, 27 vizaviza | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |