| Entrée (1/3) | 1 va | 
| Partie du discours | 2 particule [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   interrogative; cf. moa: handèha va hianào? are you going ? [1.7] | 
| Explications en français | 5   Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3] 6 interrogative, cf. moa: handèha va ianào? est-ce que vous partez ? [1.8] | 
| Exemples | 7   Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?)
[1.3] 8 Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit) [1.3] 9 Razoky va no manitra voan-kazo? [2.131] 10 Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay? [2.472] 11 Moa va tsy menatra izy. [2.470] | 
| Tous les mots composés | 12 2 combinaisons de ce mot | 
| Synonymes | 13 ve | 
| Analogues | 14 moa | 
| Entrée (2/3) | 15 va~ | 
| Partie du discours | 16 préfixe [Liste complète] | 
| Entrée (3/3) | 17   va  | 
| Partie du discours | 18 forme morphologique de aller | 
| Explications en malgache | 19   matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) [3.1] | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |