| Entrée | 1 velezina | 
| Radical | 2 vely | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be struck; to be beaten; to be threshed [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant) [1.3] 7 qu'on bat, qu'on frappe [1.8] | 
| Exemples | 8   Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |