|
|
|
|

Entrée1  vinavina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin' ny fanamboarana to trano io
Explications en anglais  4  [1.7] a conjecture
Explications en français  5  [1.8] conjecture, estimation
6  [1.13] pronostic; devis; estimation; prévision, projet
Exemples  7  [1.317#] Tena manahirana azy ny manao vinavina eo anoloan' ny rivotra fotsiny tahaka izany.
8  [4.27#] Efa voalaza hatramin' ny vinavina hanangana Antenimiera roa ahitana mpikambana 600 mihitsy aza.
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Analogues  27  volavola

Anagrammes  28 vanivany, 29 vinavina

Mis à jour le 2025/09/12