| Entrée | 1 voro-damba | 
| Mots élémentaires | 2 vorotra, 3 lamba | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   rags [1.7] | 
| Explications en français | 7   haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes [1.3] 8 chiffons [1.8] | 
| Exemples | 9   voasesika vorodamba ny vavany tsy hahazo-miantsoantso;
[2.587#] 10 nandramana ny jiro solitany amin' ny lahiny vorodamba; [2.285#] 11 Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332#] | 
| Tous les mots composés | 12 fahamborodamba | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |