| Entrée | 1 vorona | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a bird, esp. waterfowl [1.7] | 
| Explications en français | 5   oiseau [1.54, 1.8, 1.13] | 
| Exemples | 6   Eny andrefan-tranonay misy vorona roa mangamanga [2.131] | 
| Tous les mots composés | 7 88 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 8 Zoologie: (en général) 9 Zoologie: oiseaux | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |