|
|
|
|

Entrée1  ambaramaina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] teny enti-milaza zavatra maina tsy hita antony: vody volotsangana maina ifotony, hoditr' omby maina ho azy
vary hanina atao fatra-maina tsisy ro na laoka: Tsy iatsako mihitsy ny ambaramaina fa toa mihisatra ao an-tendako ao fotsiny
andrezatra, an-kery: Toa tadiavinao hatao ambaramaina fotsiny amin' izao izy izany
Radical  4  ambara. maina
Proverbes  5  Proverbes contenant le mot ambaramaina

Mis à jour le 2024/12/07