Entrée | 1 ampahasivy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1#66][ampahasivy] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy |
Explications en anglais |
4 [1.2#577][ampahasiviny] one ninth |
Explications en français |
5 [1.3#613, 1.5#264][ampahasiviny] un neuvième |
International |
6 [3.1] 1/9 |
Exemples |
7 [2.643#28] Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako |
Vocabulaire |
8 Mathématiques: arithmétique |
Radical | 9 sivy |
Morphologie |
|
Analogues | 11 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahafolo, ampahazato |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |