Entrée | 1 antomotra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. |
Explications en anglais |
4 [1.2] near at hand, as to future time 5 [1.7] close at hand |
Explications en français |
6 [1.3#54, 1.8, 1.5] imminent 7 [1.3#54, 1.5] qui est proche 8 [1.8] proche |
Exemples |
9 [1.38] Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. |
Vocabulaire |
10 Temps 11 Espace |
Radical | 12 tomotra |
Dérivés |
|
Analogues | 17 madiva, tamy |
Mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot antomotra |
Anagrammes | 22 amontotra, antomotra, manototra, manotòtra, namototra, natomotra |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |