Entrée | 1 fotorina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorina ny raharaha alohan' ny hirosoana |
Radical | 4 fototra |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 9 fotorana |
Anagrammes | 10 fionotra, fotorany, fotorina, ifotoran, irofotan, itoforan, nifotora, nirofota, nitofora, notrafoi |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |