|
|
|
|

Entrée1  fotsy bobo
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza olona manana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian' ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza
Explications en anglais  4  [1.7] an off-white color, as the skin bleached by disease
Explications en français  5  [1.8] blanc anormal, comme les albinos
Mots élémentaires  6  fotsy, bobo
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/04/28