|
|
|
|

Entrée1  mangatrakatraka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mena midorehitra, mena mivaivay: Mena mangatrakatraka ny elon' ny mpanjaka fahiny
Explications en anglais  4  [1.2] extremely red. Used only with mena, red.
Explications en français  5  [1.3#225] être rouge écarlate
6  [1.19] [Tankarana] rouge écarlate.
Exemples  7  [2.996] Na mangatrakatraka aza ny fahotanareo, hanjary fotsy hoatra ny oram-panala;
Radical  8  hatrakatraka
Mots composés 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/04/28