|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mimenomenona
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra
Exemples  4  [2.470] Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany.
Radical  5  menomenona
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Analogues  10  mikamenona, mimoimoy, mikafara, mimonomonona, mimonjomonjo, mikahonkahona, mikoinkoina, mikobabaka, mingonongonona, mikodradraka, mikaikaika, mitaraina, mikonaina, manao lemozy, mentsomentsona

Entrée (2/2)11  mimenomenòna
Partie du discours  12  impératif du verbe actif mimenomenona [Liste complète]
Explications en malgache  13  [1.1]
Radical  14  menomenona

Anagrammes  15  imenomenonam, inemonemonam, mimenomenòna, mimenomenona, minemonemona, niemonemonam

Mis à jour le 2025/04/28