|
|
|
|

Entrée1  miofo
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] (ho an' ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka misolo vaovao indray: Miofo ny fodilahy amin' ny fiandohan' ny fahavaratra
(ho an' ny bibikely): Miova toetra indroa na intelo ambara-pahatongany ho bibikely ary fomba: Miofo tonga angidina ny ondrindrano
Miova volo noho ny asan' ny rano manatsora ny lokon-damba: Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo
Miova loko noho ny hainandro
4  [1.13] miova loko, mihamatroka, mihavasoka
Explications en anglais  5  [1.2] to scale off, to cast the skin or lough; to lose its colour, as a garment.
6  [1.7] to moult; to scale off; to fade (of colors)
Explications en français  7  [1.8] muer, changer de peau, de couleur, se faner
8  [1.13] décoloré
Exemples  9  [2.313#] miofo, izany hoe miova loko, noho ny hainandro.
10  [1.261#] Akipaho ny nofo, Avereno fa indrana, lamba mora miofo.
Radical  11  ofo
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Synonymes  16  miofy
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot miofo

Mis à jour le 2024/12/11