|
|
|
|

Entrée1  olo-manga
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka
Explications en anglais  4  [1.7] a famous or notable person
Explications en français  5  [1.3] un chéri, un favori
réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est
6  [1.8] personnage marquant, renommé
Exemples  7  [2.528#] Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe!
8  [2.356#] Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena.
Mots élémentaires  9  olona, manga
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/07