|
|
|
|

Entrée (1/2)1  orna
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3  [1.2] an organ. see sarinety.
Explications en français  4  [1.3] orgue
Vocabulaire  5  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (2/2)128  orna
Partie du discours  129  nom
Explications en malgache  130  [1.1] Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry
Exemples  131  [1.381#] Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny.
Vocabulaire  132  Biologie
Autres orthographes  133  organina

Anagrammes  134  angaro, arango, argôna, aronga, gorana, orgàna, rangao, roanga

Mis à jour le 2025/04/28