|
|
|
|

Entrée (1/4)1  volana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Sihanaka] [vôlaña] teny
4  [1.1] Teny atao, teny aloakan' ny vava
Explications en anglais  5  [1.7] speaking
Explications en français  6  [1.3, 1.7] speech
7  [1.3, 1.8] parole
8  [1.3] promesse, engagement
9  [1.8] action de parler
Vocabulaire  10  Linguistique
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Synonymes  18  kabary
Mots composés 
Titres  64  Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy)
65  Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy)
Proverbes  66  Proverbes contenant le mot volana

Entrée (2/4)67  volana
Partie du discours  68  nom
Explications en malgache  69  [1.1] Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana
Explications en anglais  70  [1.7] the moon
Explications en français  71  [1.8] la lune
Exemples  72  [2.470] Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
73  [2.471] Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!...
Vocabulaire  74  Astronomie
Analogues  75  fenomanana
Mots composés 
Titres  108  Volan-tsinana (Razafintsalama Josefa)
Proverbes  109  Proverbes contenant le mot volana
Article  110  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/4)111  volana
Partie du discours  112  nom
Explications en malgache  113  [1.1] Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31.
Explications en anglais  114  [1.7] a month
Explications en français  115  [1.8] le mois
116  [1.13] mois
Exemples  117  [2.324] Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe
118  [2.470] Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo
119  [2.472] volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity
120  [2.296#] Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa.
Vocabulaire  121  Temps
Mots composés 
Hyponymes 
Proverbes  213  Proverbes contenant le mot volana
Tableaux et planches  214  Mesure du temps
Article  215  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Entrée (4/4)216  volana
Partie du discours  217  nom
Explications en français  218  [1.196] à l'origine du nom des pièces de monnaie, rondes comme cet astre vu dans son plein
Vocabulaire  219  Economie: finances, gestion
Mots composés 

Anagrammes  221  alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana

Mis à jour le 2025/04/28