Mots composés (41) |
1 ambany hoditra 2 amboadia mitafy hodi-janak' ondry 3 anjan-koditra 4 famantarana amin' ny alalan' ny hoditra 5 fanavakavaham-bolon-koditra 6 hay an-tsoson-koditra 7 hodibalaza 8 hodi-balazany 9 hodi-boanjo 10 hodi-boankazo 11 hodi-boasary 12 hodi-doha 13 hodi-drojo 14 hodikarabo |
15 hodimaso 16 hodi-nato 17 hodipotsy 18 hodi-tany 19 hodi-toho 20 hodi-tranonjaza 21 loza manjo ny hoditra 22 mafai-koditra 23 mamy hoditra 24 mampangidy hoditra 25 mampihoron-koditra 26 manao hodi-tsirany sy hodi-peny 27 mangidy hoditra 28 manisy hodi-tsirany sy hodi-peny |
29 manolokoditra 30 mari-hoditra 31 marikoditra 32 masonkoditra 33 matevin-koditra 34 mby an-koditra 35 mihorona ny hodi-doha 36 ngidin-koditra 37 ratsy hoditra 38 tandra vadin-koditra 39 tohitra an-tsosonkoditra 40 vadin-koditra 41 zarazara hoditra |
Phytonymes (1) | 42 mafaikoditra |
![]() |