| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : babany
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Aza manao papango lahy anaty katsaka, ka tsy misy lahy afa-tsy izaho na izay mivoaka babany avokoa.  [2.558 #556]
 Papangolahy anaty katsaka, ka izay mivoaka babany avokoa.  [2.558 #3478, 1.1]
 Papangolahy anaty katsaka ka izay mivoaka rainy avokoa.  [1.1]
 | 
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny samy mahakinga na mahay ny olona maro mifandimby manao zavatra imasom-bahoaka.  [1.1]
 Ilazana ny mpifaninana, ka izay miseho mahay daholo.  [1.1]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |