| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : diavina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Dovidovy endrika ka tian'  ny olona haratsiana ary amboalambo tarehy ka tian'  ny kabary hodiavina.  [2.558]
 Dovidovy endrika, ka tian' ny olona hoharatsina ; ary amboalambo tarehy, ka tian' ny kabary hodiavina. [2.415 #4862, 2.653 #863]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Il a l' air chétif, aussi aime-t-on à se moquer de lui ; il a l' air d' un aventurier, aussi s' attire-t-il fréquemment des discussions. [2.415 #4862] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Lalana afaka ando: diavin' ny osa. [2.165 #906]
 Lalana afak' ando, diavin' ny osa. [2.653 #1300, 2.558] Lalan' afak' ando diavin' ny osa. [2.415 #772]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Sentier dont la rosée est tombée : les faibles peuvent y passer.  [2.415 #772]
 Un chemin où il n' y a plus de rosée: il est suivi par les poltrons. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Les forts ouvrent le passage aux faibles.  [2.415 #772]
 Quelqu' un y ayant déjà passé, ils n' ont plus peur. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Mila mazava hodiavina. [2.415 #5807] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Chercher une voie claire pour passer. [2.415 #5807] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Chercher un moyen de se tirer d' affaire. [2.415 #5807] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Ny nandoa aty amin' afero no tsy nanana anjara ho diavina. [2.558 #3168] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 6 | Tsy mahita fetry ny lanitra, tsy manjehy ny masoandro, tsy mandrefy ny tany.  [2.415 #262]
 Tsy nahita fetry ny lanitra, tsy nanjehy ny masoandro, tsy nandrefy ny tany. [2.653 #3557] Tsy nahita ny fetry ny lanitra, tsy  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | On ne voit pas les bornes du firmament, on ne mesure pas le soleil par empans, on ne mesure pas la terre à la brasse. [2.415 #262] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait de la puissance et de la grandeur du souverain, afin d' inspirer au peuple crainte et confiance. [2.415 #262] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |