| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : fijery | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Ambony fipetraka, fa ambany fijery.  [2.415 #2] | 
| Traduction française | Il est placé au-dessus de tout, et voit tout au-dessous de lui.  [2.415 #2] | 
| Interprétation française | Ce proverbe se disait de Dieu, mais aussi d'un chef, d' un village perché sur une hauteur, etc...  [2.415 #2] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Avo fijery Andriamanitra, ka mahita ny takona. [2.974 #51] Avo fijery ny Andriamanitra, ka mahita ny takona.  [2.653 #327]
 | 
| Traduction française | Dieu regarde d’en-haut, aussi voit-il jusque dans le secret. [2.974 #51] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Nefa aho tsy dia tevan-tia hena, na mamba tia morona.  [2.653 #2098] Nefa aho tsy tevan-tia hena, na mamba tia morona, ka aza ratsy fijery.  [2.558]
 |  | 
 |  | 
| Index |  | 
| 
 |