| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : fohazy
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Raha razana tsy hitahy, fohazy hihady vomanga.  [2.165 #64, 2.415 #103, 2.558 #3648, 1.1]
 | 
| Fanazavana malagasy | Nino fatratra ny fitahian' ny razana ny Ntaolo ka nesoiny ireo noheveriny fa tsy miraharaha ny hitahy ny taranany velona.  [1.1]
 | 
| Dikanteny frantsay | Si les ancêtres ne veillent pas vous protéger, réveillez-les pour arracher des patates.  [2.415 #103]
 Si les ancêtres ne veulent pas vous bénir, réveillez-les pour arracher des patates.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |