| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : mahavatra
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Ny aina hoatry ny fanjozoro : ka izay mahavatra mampando no manana ny mafy.  [2.415 #2768]
 | 
| Dikanteny frantsay | La vie est comme la moelle de jonc : ceux qui prennent soin de l' humecter l' ont solide.  [2.415 #2768]
 | 
| Fanazavana frantsay | Il faut bien se soigner pour vivre longtemps.  [2.415 #2768]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Ny andriamanjaka maro tia, fa tsy maro mahavatra.  [2.415 #222]
 | 
| Dikanteny frantsay | Le souverain : beaucoup l' aiment, mais peu vont jusqu' à l' intimité.  [2.415 #222]
 | 
| Fanazavana frantsay | Les favoris du souverain sont peu nombreux.  [2.415 #222]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 3 | Ny mahavatra ihany no manam-be.  [2.974 #398, 2.653]
 | 
| Dikanteny frantsay | Seul le travail persévérant procure la richesse. [2.974 #398]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 4 | Ny mahavatra tsy manan-dratsy.  [2.558 #3091]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |