| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mandimby | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Amboa nihaza mamba, ka mandimby ananana. [2.165 #1720, 2.653 #128]
 Amboa nihaza mamba, ka nandimby ananana. [2.558 #175]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Un chien chassait un crocodile, et les rôles ont changé (c.à.d. c' est le crocodile qui a pris le chien). [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Un voleur volé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Fandrotrarana an-tananaolo : mandimby rainy tsy satry.  [2.653 #923]
 Fandrotrarana an-tanàna haolo ka mandimby ray tsy satry. [1.1] Fandrotrarana an-tanàna haolo : mandimby rainy tsy satry. [2.415]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo olona voatery hiteny ampahibemaso na hikabary satria tsy eo intsony ireo zokiolona tokony hanao izany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Chiendents dans un village abandonné : ils succèdent à leurs pères sans l' avoir désiré. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des mauvais héritages ; se disait aussi des enfants qui héritaient trop jeunes de leurs parents. [2.415 #3172] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Izy no tsara torimaso, efa  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Ny mandimby anaran-dray soa : sarotra.  [2.558 #3110]
 Ny mandimby ray soa sarotra. [2.415 #885, 2.653 #2322] Sarotra ny mandimby anaran-dray soa. [2.415 #1000]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Il est difficile de succéder dignement à un père parfait.  [2.415 #885]
 Le nom d' un père illustre est difficile à porter. [2.415 #1000]  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | Rafotsibe manara-moron-drano ka tsy mahazo, dia miroboka ka maty nandimby ananana. [2.415 #1900] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Vieille qui suit le bord de l' eau pour pêcher ; ne prenant rien, elle se met à l' eau pour poursuivre les poissons, elle se noie et devient la proie de ceux qu' elle voulait manger. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des plaideurs qui perdaient leurs biens dans les procès où ils voulaient prendre le bien des autres. [2.415 #1900] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 6 | Tsy ny  | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |