| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : manitsy | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Rafotsibe kendam-bomanga ka any an-tenda manitsy azy.  [1.1] | 
| Interprétation malgache | Enti-milaza izay mahatsiaro tena ho diso ka manitsy izany amin' ny fomba mangina.  [1.1] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Volombodin' akoho folaka : ny vava no manitsy.  [2.415 #4849, 2.653 #3728] Volombodin' akoholahy folaka, ka ny vava no enti-manitsy azy.  [2.558 #5020]
 | 
| Traduction française | Plumes cassées de la queue d' une poule : c' est la bouche qui les redresse.  [2.415 #4849] | 
| Interprétation française | Les bonnes paroles arrangent les choses.  [2.415 #4849] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Vomanga meloka: any an-tenda manitsy azy.  [1.1] | 
| Interprétation malgache | Teny enti-miangavy ny olona mba hanitsy samy irery any am-pony any izay tsy mety amin' ny teny lazaina.  [1.1] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |