| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : mifandramatra | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Lava nify mitsako taolana : mifandramatra samy mafy.  [2.415 #3473, 2.558 #1763, 2.653 #1347] | 
| Traduction française | Homme à grandes dents qui mort dans un os : ce sont deux solides qui se disputent.  [2.415 #3473] | 
| Interprétation française | Se disait des querelles entre personnes capables de se mesurer.  [2.415 #3473] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Raha mamba sy voay no miady, aokahifandramatra, fa samy tompon'  ny rano ary raha misy maty dia mihenamihena ny mpiandry fitàna.  [2.558] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Raha ny mamba sy ny voay no miady, dia aokahifandramatra, fa tsy salaka ho tapaka, ary tsy lamba ho rovitra. [2.165] | 
| Traduction française | Quand deux crocodiles se battent, laissez-les faire jusqu' au bout, car ils n' ont pas à craindre de déchirer leurs vêtements.  [2.165] | 
| Interprétation française | Proverbe marquant qu' il ne faut pas intervenir mal à propos dans les querelles qui ne nous regardent pas. [2.165] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |