| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : mikiakiaka | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Hoy ny akoho mikotrika: Nokobaniny tany am-poto-tsofiny lahy ny atodiko; nefa ny mikiakiaka mbola ho zaza, ary ny mikobana efa lamokany. [2.165 #2304] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Mainka izany raha foy, lamokany aza mikiakiaka.  [1.1] Mainka izany raha foy, mbola akorany aza mikiaka! [2.558]
 Mainka izany rehefa toy mbola atodiny aza mikiakiaka. [2.165 #1245]
 | 
| Interprétation malgache | Enti-milaza ireo olona be avonavona, nefa tsy lasa ambony manao ahoana.  [1.1] | 
| Traduction française | Que sera-ce quand il sera éclos! alors qu' il est encore dans l' œuf il crie déjà.  [2.165] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Mikiakiaka sy mijafajafa hoatry ny voalavo terin-tonta.  [2.415 #5010] | 
| Traduction française | Crier et se débattre comme un rat pris au piège.  [2.415 #5010] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 4 | Moana no tezitra ka sady mikapakapa ny tanana no midiridiry ny maso ary ny vava mikiakiaka dia manginy ihany.  [2.558] |  | 
 |  | 
| Index |  | 
| 
 |