| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : reniomby | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aleo maty reniomby mahia, toy izay resy tohika.  [2.558 #129]
 Aleo maty reniomby toy izay ho resy tohika. [1.1] Aleo maty reniomby, toy izay resy tohika. [2.415 #6338, 2.653 #101]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona be didoha tafaohatra ka aleony iharam-patiantoka bevava toy izay ho resy lahatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Il vaut mieux perdre une vache que de céder quand on s' est entêté.  [2.165]
 L' obstiné est semblable à celui qui aime mieux perdre sa vache plutôt que céder. [2.415 #6338]  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Andevolahy mamahy reniomby, ka mamindra fo, fa samy haren' olona : ny omby "aza mifidy vilona", ny andevo "aza maka ny ratsy".  [2.415 #511]
 Andevolahy mamahy reniomby, ka mifamindra fo, fa samy haren' olona: ny omby aza mifidy vilona, ny andevolahy aza maka ny ratsy. [2.653 #180]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Esclave engraissant une vache : il faut qu' ils aient pitié l' un de l' autre, puisque tous deux sont des biens d' autrui ; que la vache ne choisisse pas l'herbe, que l'esclave ne ramasse pas d' herbe mauvaise. [2.415 #511] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Les malheureux doivent s' entendre et s' entraider. [2.415 #511] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Mpanompo mamahy reniomby,  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Ombilahy miady amin-dreniomby : mandresy tsy mahazo akora, raha resy afa-baraka. [2.558 #3412] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | Sakaiza tiana  Sakaiza tiana  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 6 | Toy ny alahelon-dreniomby : ka sady mimà no miraoka. [2.558 #4253] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 7 | Tsy mba ny omby maditra ho folahina, fa ny reniomby  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ce n' est pas (comme) un bœuf têtu qu' il faut dresser, mais (comme) une vache qui se laisse traire sans être attachée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |