| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : rohizana
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Ibory tsy mba masiaka fa ny haolo rohizana.  [2.558 #1392]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Salakan'  ny mpiasa ka mandrohy azy tompony ihany.  [2.558 #3825]
 Salakan' ny mpiasa : ny tompony ihany no rohizany.  [2.415 #3818, 2.653]
 | 
| Dikanteny frantsay | Se disait du mensonge qui nuit à celui qui le dit ; se disait aussi des paroles.  [2.415 #3818]
 | 
| Fanazavana frantsay | Salaka qui ceint les reins du travailleur de rizières : il n' enlace que son propriétaire.  [2.415 #3818]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 3 | Ty aombe rohiza amiñi ty tomboñe, ty olo rohiza amiñi ty vavañe.  [1.68]
 | 
| Dikanteny frantsay | On attache les boeufs par leurs pieds et les gens par leur langue.  [1.68]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |