| Entrée (1/6) | 1 loharano | 
| Mots élémentaires | 2 loha, 3 rano | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   a spring of water [1.7] | 
| Explications en français | 7   source [1.8] | 
| Exemples | 8   ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy
[2.48] | 
| Tous les mots composés | 9 loharano tsy mety ritra | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/6) | 11 Loharano | 
| Sous-titre | 12 T7 | 
| Partie du discours | 13 nom propre (titre de livre) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 14 Education | 
| Auteur | 15  Rabemiza Basile, Randrianasolo Joseph Labre, Rakotonjanahary Benoît, Randriambololona André, Razanamanana Marie Jeanne, Randrianirinasoa Jean Hippolyte | 
| Editions | 16   Analamahitsy. 1996. Hauteur: 22cm. Largeur: 15cm. Pages: 191. | 
| Entrée (3/6) | 17 Loharano | 
| Sous-titre | 18 T8 | 
| Partie du discours | 19 nom propre (titre de livre) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 20 Education | 
| Auteur | 21  Rakotonjanahary Benoît, Randrianasolo Joseph Labre, Razanamanana Marie Jeanne, Rabemiza Basile, Randrianirinasoa Jean Hippolyte, Randriambololona André, Ralambozafy Jean | 
| Editions | 22   Fianarantsoa. 1987. Hauteur: 22cm. Largeur: 15cm. Pages: 192. | 
| Entrée (4/6) | 23 Loharano | 
| Sous-titre | 24 T9 | 
| Partie du discours | 25 nom propre (titre de livre) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 26 Education | 
| Auteur | 27  Randriambololona André, Rabenandrasana Alfred, Randrianasolo Joseph Labre, Rafaralahimboa Henriette, Ralambozafy Jean, Rakotonjanahary Benoît, Rabemiza Basile | 
| Editions | 28   Fianarantsoa. 1988. Hauteur: 22cm. Largeur: 15cm. Pages: 152. | 
| Entrée (5/6) | 29 Loharano | 
| Mots élémentaires | 30 loha, 31 rano | 
| Partie du discours | 32 nom propre (journal) | 
| Vocabulaire | 33 Maisons d'édition, journaux | 
| Auteur | 34  Andrianjafitrimo Edouard | 
| Entrée (6/6) | 35 Loharano | 
| Mots élémentaires | 36 loha, 37 rano | 
| Partie du discours | 38 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 39 Géographie: agglomérations | 
| Anagrammes | 40 horoñala, 41 Loharano, loharano | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |