| Entrée (1/2) | 1 maniry | 
| Radical | 2 iry | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   [mañiry]
 mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [Tanala]
 [1.78] 5 Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to wish for, to desire [1.7] | 
| Explications en français | 7   désirer, convoiter [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 13 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 13 Emotions | 
| Analogues | 14 mitady, mangirika, mandritika, mikatsaka, miharana, mangetaheta mitsiriritra, milendalenda, mitelin-drora, milela-tanana, mitomany, mibidibidy, mirary | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 16 maniry | 
| Radical | 17 tsiry | 
| Partie du discours | 18 verbe actif | 
| Explications en malgache | 19   Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1] | 
| Explications en anglais | 20   to sprout, to grow [1.7] | 
| Explications en français | 21   pousser, croître [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 26 3 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 27 Botanique: (en général) | 
| Proverbes | 28 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 29 maniry, 30 mariny, 31 miriña | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |