| Entrée (1/2) | 1 ranomafana | 
| Mots élémentaires | 2 rano, 3 mafana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   (rano mafana) Warm water; hot springs fig. anger; a present. [1.2] | 
| Explications en français | 7   (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [1.196] | 
| Exemples | 8   Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka.
[2.366] | 
| Vocabulaire | 9 Botanique | 
| Entrée (2/2) | 10 Ranomafana | 
| Mots élémentaires | 11 rano, 12 mafana | 
| Partie du discours | 13 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Exemples | 14   Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, ranomafana sns.
[2.508] | 
| Vocabulaire | 15 Géographie: agglomérations | 
| Anagrammes | 16 fanamorana, 17 ranomafana, Ranomafana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |