| Entrée | 1 akaiky | 
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Tsy lavitra: Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay Antomotra na akaiky ara-potoana: Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray Anila, ankila: Mipetraha eto akaikiko ianao Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina: Akaikin' ny tranonay ny fonenany Tsy lavitra ara-pihavanana: Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   near, near together, near by, close at hand. [1.2] 5 near [1.7] | 
| Explications en français | 6   comme akeky [1.3#13] 7 près [1.8] | 
| Exemples | 8   Misy lahindrano mandalo eo akaiky.
[2.472] 9 Avia aloha, Rainy, eto akaikiko eto e! [2.470] 10 Eo akaikin' i Hesbona no misy izany toerana izany. [1.38] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 29 6 combinaisons de ce mot | 
| Autres orthographes | 30 akeky | 
| Antonymes | 31 lavitra | 
| Anagrammes | 32 akaiky, 33 kiakia | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |