| Entrée | 1 ampahafolo | 
| Radical | 2 folo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo [1.10#F635] 5 [ampahafolo] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy [1.1#65] 6 zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy [1.13] | 
| Explications en anglais | 7   [ampahafolony]
 one tenth [1.2#199] | 
| Explications en français | 8   [ampahafolony]
 un dixième [1.3#182, 1.5#122] 9 dixième [1.13] | 
| International | 10   1/10 [3.1] | 
| Exemples | 11   Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy
[2.895#82] | 
| Morphologie | 
 | 
| Vocabulaire | 13 Mathématiques: arithmétique | 
| Analogues | 14 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahazato | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |