| Entrée | 1 farary | 
| Radical | 2 rary | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   often ill [1.7] | 
| Explications en français | 6   souvent malade, maladif [1.8] | 
| Exemples | 7   Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba farary.
[1.437#] 8 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#] | 
| Vocabulaire | 9 Santé | 
| Analogues | 10 farofy, tsy salama, tsy seheno, mavozo, malemy, marisarisa, malovilovy, osa, saozanina, marary ovana, tsy matanjaka, mangorera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, migidredro | 
| Anagrammes | 11 farary, 12 firara | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |