| Entrée | 1 fotsimbary | 
| Mots élémentaires | 2 fotsy, 3 vary | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo [1.62] | 
| Explications en anglais | 6   [fotsim-bary]
 peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry. [1.2] 7 [fotsim-bary] white rice cleaned and ready for cooking [1.7] | 
| Explications en français | 8   [fotsim-bary]
 riz blanc prêt à la cuisson [1.8] 9 (dans toute l'île) (de fotsy une variété à cuticule rouge qui se voit encore très bien après le pilonnage; riz décortiqué (même quand son périsperme est rouge). Le riz pilonné à cuticule blanche se distingue sous le nom de vary fotsy. [1.196] | 
| Exemples | 10   Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary.
[2.324] 11 Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro; [2.470] | 
| Vocabulaire | 12 Economie: agriculture | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |