| Entrée | 1 gitara | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Zavamaneno mitovitovy amin' ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kitihin' ny rantsantanana toy ny valihy ny tadiny fa tsy mba didiana [1.1] | 
| Exemples | 4   Ny feon' ny hira, na Malagasy aza no mihira azy, dia efa mandray ny bàn-kira vahiny, ary mampiasa ireo zava-maneno avy any ivelany rahateo, toy ny gitara sy synthétiseur mandeha amin' ny herin'aratra.
[2.606#] | 
| Vocabulaire | 5 Musique: instruments | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |