| Entrée | 1 kahamba | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Korintsana mitovy amin' ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin' ny riran-tanana, donina amin' ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin' ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany. Maromaro ny anarany araka ny faritany: kaiamba, kaihamba, kai-hiamba, tsakaihamba [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Musique: instruments | 
| Autres orthographes | 5 kahiamba, kaiamba, kaihamba, kaihiamba, tsakaihamba | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |