| Entrée | 1 trompetra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [frantsay trompette] Zavamaneno misy fitsofana manokana, na maintipiso, sy pisitò, ary mihoronkorona indroa ny vatany [1.1] | 
| Exemples | 4   Tsy mbola nisy pisto tamin' izany, fa ny trompetra no malaza sy ny trompe.
[1.437#] | 
| Vocabulaire | 5 Musique: instruments | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |