Entrée | n' lapabe (n' lapa, be) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toy ny n'lapa ihany fa ngeza sady mavesatra, misy tongony vita sokitra ary tsy dia afindra toerana loatra; isan'ny amponga masina tsy mba fampiasa amin'ny lanonana sasany. [1.1] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Hypéronyme | ||
Co-hyponymes | ||
Mis à jour le 2023/03/19 |