| Entrée | 1 haratsiana | 
| Radical | 2 ratsy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy Havetavetana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   evil, wickedness [1.7] | 
| Explications en français | 6   méchanceté [1.3, 1.8] 7 malheur [1.3, 1.8] 8 malice [1.3] 9 mauvais état, mauvaise qualité, laideur [1.3] | 
| Exemples | 10   Hahita vehivavy anio, fa ny zanako avy no anamparana ny haratsiana!
[1.214#mg] 11 haratsiana amin' izany eto ilay omby satria malemy sy tsy mahavita ny asany ara-dalàna. [1.519#] | 
| Synonymes | 12 faharatsiana | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 14 antsiaraha, 15 haratsiana, 16 hatsaraina, 17 itsaharana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |