| Entrée (1/3) | 1 katroka | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days [1.7] | 
| Explications en français | 5   le même, exactement [1.8] | 
| Exemples | 6   Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao.
[2.643#] 7 Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana. [2.114#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Citations | 9 Textes citant ce mot | 
| Entrée (2/3) | 10 katroka | 
| Partie du discours | 11 nom | 
| Explications en malgache | 12   dona, fidonana, ady [Bezanozano] Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy [1.78] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 2 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (3/3) | 23 katroka | 
| Partie du discours | 24 nom | 
| Explications en français | 25   démonter un fusil. [Tankarana]
 [1.19] | 
| Anagrammes | 26 katroka, 27 kotraka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |