| Entrée (1/2) | 1 milamina | 
| Radical | 2 lamina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Milahatra tsara: Mahafinaritra ny mijery izao boky milamina izao Mirindra, milanto, mandeha tsara: Hatramin' ny nahatongavan' io mpampiasa io, milamina tsara ny raharaha Voamboatra, voavitrana, voarindra: Efa milamina ny fihavananay Tsy mikorontana, voakarakara ka amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra: Milamina tsara ianareo izany ~ Izany ka tokantrano milamina Tsy misy zavatra manembantsembana, misosa tsara: Nilamina tsara ny dianay mandeha tsara, mizotra milamina, tsy misy vato manoha riana, tsy misy volo manoha randrana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be arranged, to be in order [1.2] | 
| Explications en français | 6   être arrangé, disposé en ordre, s’arranger; aller, agir à son aise: Milamina tsara ny raharahantsika izao (Notre affaire est maintenant bien arrangée, marche bien) ~ Efa milamina tsara ny fihavananay izao (Nos relations se sont bien arrangées, sont redevenues bien bonnes) ~ Nilamina tsara ny dianay (Nous avons marché bien à notre aise) [1.3] | 
| Exemples | 7   Amin’ny fotoana milamina, ilaina ny fifanakalozan-kevitra.
[4.27] 8 Daka milamina, tsy rototra, tsy misy fanontaniana intsony koa. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 14 tsy milamina | 
| Synonymes | 15 mimpirina, milanto, mirindra, miravona, misononoka, misosa | 
| Entrée (2/2) | 16 milamìna | 
| Radical | 17 lamina | 
| Partie du discours | 18 impératif du verbe actif milamina [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 19   [1.1] | 
| Explications en français | 20   [1.3] | 
| Anagrammes | 21 mamilañy, 22 mamilina, mamilìna, 23 milamìna, milamina | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |