| Entrée | 1 mitera-drano | 
| Mots élémentaires | 2 miteraka, 3 rano | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en français | 5   produire de l'eau, comme une plaie, un vésicatoire, suinter comme la terre humide [1.3] | 
| Exemples | 6   ny kitay hazo lena mitera-drano, na fofom-biby tratran' ny tsy fahasalamana ka manehitra noho ny ahitra nohaniny.
[2.470] 7 raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |