| Entrée | 1 mitodi-doha | 
| Mots élémentaires | 2 mitodika, 3 loha | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Exemples | 5   raha tsy manome izy fa fatra-pampolapolaka antsika dia tsy mba manana antsika fa mitodi-doha hiverina any amin'ny anaran'ineny isika sy ny lambantsika [2.131] 6 Matetika, hono, mitodi-doha miantsinanana aty amintsika aty izy, toa takatro mametsovetso hoe: [2.470] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |