| Entrée | 1 mitomany | 
| Radical | 2 tomany | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy. [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to cry for something [1.7] | 
| Explications en français | 6   pleurer après quelque chose; pleurer [1.8] 7 [mitomañy] pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405] | 
| Exemples | 8   nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala.
[2.324] 9 Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 14 7 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 15 tomany, mikehina, mitoreo, manganohano, mifararemotra, mihandrohandro, lem-bolomaso, mifendrotra, mifokofoko, latsadranomaso, jemby, mikonainaika, miketaketa, mitolokoloko, migogogogo, migigika, mitanisanisa, manezakezaka, midradradradra, miafatrafatra, mikiakiaka, midradraka, mitrifantrifana, mijafajafa, manangan-torana, miatatra, manala ny lohany, miapokapoka, manao ranomaso havozona, mifia-dranomaso, mijoy, mifaditra ahitra, tsy mahajery olona, mifako bozaka aman' ahitra | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Citations | 17 Textes citant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |