| Entrée | 1 potraka | 
| Partie du discours | 2 participe | 
| Explications en malgache | 3   Lavo: Nisolafaka izy ka potraka Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana) Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   fallen, fallen away [1.7] | 
| Explications en français | 5   tombé, déchu [1.8] | 
| Exemples | 6   Ny potraka nefa tafarina, Ireny ka olona kosa!
[2.298#] 7 dia mandoa sazy vola ariary 100, fa miandry teza ho potraka izany. [2.48#125] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 37 potraka am-parafara | 
| Analogues | 38 lavo, mianjera, mibolaly, mibolila, mibolisatra, mibolasitra, misolifaka, misolafaka, misobilatra, misolifatra, mitsirara, mitsingoana, miongana, midaboka, miantonta, mitrosina, mitrotrongy, mitsinkasina, mitotongana, mitsingidina, mitsingadina, mitsingatotra, mitsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalaboboka, mitalaboboka, midaroboka, midarofoka, mivadika, mihohoka, miantofoka, mitatavoka, miankarapoka | 
| Anagrammes | 39 kapotra, 40 potraka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |