| Entrée | 1 ranonorana | 
| Mots élémentaires | 2 rano, 3 orana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika [1.2] 7 rain [1.7] | 
| Explications en français | 8   pluie, eau de pluie [1.8] | 
| Exemples | 9   zavona ve sa ranonorana?
[2.131] 10 - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470] | 
| Vocabulaire | 11 Météorologie | 
| Synonymes | 12 orana | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 14 Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |