| Entrée | 1 ravinkazo | 
| Mots élémentaires | 2 ravina, 3 hazo | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   anarana iantsoana matetika koa ny ravina [1.1] | 
| Exemples | 6   Mihatanora volo amin' ny taho ny ravinkazo, tsy mena mitaha amin' ny lanitra manga.
[2.470#] 7 Hany heriny nandao ahy, ka niery tany ambany ravinkazo ary dia tany no nahafatesany. [2.529#] | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |