| Entrée | 1 vahoaka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [1.1#1007] | 
| Explications en anglais | 4   the people; the citizens of a country [1.7] | 
| Explications en français | 5   le peuple [1.3, 1.8] 6 les sujets d'un état public [1.3] 7 citoyen d'un pays [1.8] | 
| Exemples | 8   Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka
[2.131] 9 Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324] 10 Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298] 11 Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 19 15 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 20 Politique | 
| Analogues | 21 olona, ambanilanitra, valalabemandry, valalatsimandadiharona, sarambaben' ny kintana, vodiahitrarivo, bozaka aman' ahitra, ny miankandrefam-baravarana, ny velona rehetra, ny olo-miaina | 
| Proverbes | 22 Proverbes contenant ce mot | 
| Citations | 23 Textes citant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |